Dikan'ny teny : fanandrina
Hampiditra dikany hafa
(handrina)a :Fomba fijerena manatrika an-katezerana : Nampihoron-koditra ahy ny fanandriny ahy. ? p. t. : Azo jerena tsara mana-enta an-katezerana.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha