Dikan'ny teny : fanambinana
Hampiditra dikany hafa
(ambina) a. Vintana tsara avy amin'ny lahatra. ? Tsodrano, fitahiana avy amin' Andriamanitra : Fanambinana lehibe ny nahauitonao fianarana talohan' ny ady,
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha