Dikan'ny teny : fanakotràna
Hampiditra dikany hafa
1.
Fanakotrana (kotrana) a. : Fomba entina manakotrana, manofokofoka, manakorontana.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
2.
(kotra) a : Fandaniana tsiro ny tany amin' ny tsy fanovaovana ny fambolena atao aminy, fandevonana, fanimbana.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha