Dikan'ny teny : fanakibo
Hampiditra dikany hafa
(kibo) a. : Fomba entina manakibo, manitikitika; fanitikitika. ~ p.t. : Azo kibokiboina, kitikitihina : Tsy fanakibo, hono, ny zozo %,raha mbola kely loatra.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha