Dikan'ny teny : fanajanonana
Hampiditra dikany hafa
(janona) a. : Fampiatoana : Ity oe ny fanajanonana fiara? ~ Tsy famelana hanohy, famelana, fametrahana : Tsy maintsy a-tao ara-dalàna tsara ny fanajanonana mpiasa.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha