Dikan'ny teny : fanaikitra
Hampiditra dikany hafa
(kaikitra) a. : Fiketoka amin'ny nify, fanindrona : Fanaikitry ny alika. / Tsy anerany ny fanaikitry ny moka at? izany.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha