Dikan'ny teny : fanahana
Hampiditra dikany hafa
1.
Fanahàna (haha) a. : Famahàna, fanalana amin'ny fatorana, fanasaratsarahana, fandravana, famotsorana (olomeloka).
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
2.
(ahana) a. : Fomban' ny olona manahana, izany hoe miandry mitanaka.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
3.
Fanahàna (taha) a. : Fanomezana zavatra hatao taha na o-nitra.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha