Dikan'ny teny : fanahafana

Hampiditra dikany hafa
1. (hahaka) a. : Fanaparitahana, fanelezana; fandanilaniana; fanalana baraka. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
2. (tahaka) a. : Fitoviana amin'ny ray aman-dreny na amin'ny olon-kafa lafin-kavana eo amin'ny tarehy na toetra. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0069