Dikan'ny teny : fanafy
Hampiditra dikany hafa
(tafy) a. : Fomba entina manafy, manome lamba na akanjo hitafiana. 1 p.t. Azo tafiana, tokony hotafiana : Ny mahantra tahaka ireny no fanafy.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha