Dikan'ny teny : fanadalana

Hampiditra dikany hafa
(adala) a. : Filalaovana (olona), fametsifetsena, fanambakana; fitaomana amin'ny alalan'ny fangolingolena : Izao no vokatry ny fanadalan'ny zanakao ny zanak'anabaviko. ? Fandrebirebena, fampivezivezena, fampitotototoana : Loza ny fanadalan' ny mp ?asam -bahoaka sasany ny olona fa asainy mankatsy, asainy mankaroa. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0066