Dikan'ny teny : fanòvana

Hampiditra dikany hafa
1. Fanovana (ova) a.: Fanoloana hala: Tsy mahay mihitay ny mpianatra eto amin'ity sekoly ity: tsy misy fanafodiny afa-tsy ny fanovana ny mpamPianatra. ~ Fanamboarana ho hala, ho vaovao: Zouatra iray ihany no takiko, dia ny fanouana ny tehiko notapahinao. 1 Fampanjariana ho hafa: Ny asan'ny vavony sy ny aty ary ny taoua rehetra ao anaty, dia ny fanouana ny sakafo ho nofo sy rantsika, Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
2. (touana) a.: Fomba entina manòvana, na manampy, manisy tovana. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
3. fanovàna Fanamboarana atao ao amin'ny rijan-teny mifehy ny rafitra iray . Ahitsio
(28/11/2014 12:32 - Nampidirin'i mpandinika444)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0472