Dikan'ny teny : famonganana
Hampiditra dikany hafa
1.
(vongana) a. : Fandidiana (zavatra) ka atao didiny lehibe.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
2.
(fongana) a, : Fandravana tanteraka, fandevonana ; fandaniana.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha