Dikan'ny teny : famoaka
Hampiditra dikany hafa
1.
(voaka) a. : Fomba entina mamoaka. ? p.t. : Azo avoaka.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
2.
a. : Bibikely ampidirina amin'ny lavaky ny angely mba hamoaka sY hihantsy azy hivoaka hampiadina.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha