Dikan'ny teny : famivitana
Hampiditra dikany hafa
(vivitra) a. : Fandraisana amin' ny sisiny na a-min' ny silany kely; fisintontsintonana, fandrirodrirotana; fitsongoana (teny) izay roritina mba hiadiana.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha