Dikan'ny teny : famisavisana

Hampiditra dikany hafa
(visauisa) a : Fitanisanisàna; filazalazana hatramin'izay antsipiriany madinika; famohafohazana ny lasa. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.078