Dikan'ny teny : familiana

Hampiditra dikany hafa
(vily) a. : Fampandehanana amin'ny lalan-kafa fa tsy amin'ny hitsiny teo aloha; fampivionana; fanolahana. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0073