Dikan'ny teny : famezatra
Hampiditra dikany hafa
(vezatra) a. : Fomba entina mamezatra, manokatra zavatra an-keriny amin' ny fandroritana mafy ny vavany. ? p.t. : Azo vezarina na vezatina.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha