Dikan'ny teny : famezarana

Hampiditra dikany hafa
(vezatra) a : Famahana na fanokafana zavatra an-keriny amin'ny fandroritana mafy ny vavany. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.019