Dikan'ny teny : fametsovetsoana
Hampiditra dikany hafa
na Fivetsovetsoana (vetsouetso) a. : Fitanisanisàna lazain'ny vava na ao am-po tsy miloaka fotsiny ihany; firesahana na fihirana mora dia mora.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha