Dikan'ny teny : famelomana

Hampiditra dikany hafa
(velona) a. : Fanomezana aina indray : Famelomana ny mata. ~ Fiahiana, fikarakarana : Adidinao na famelomana ireo kamboty kely ireo. ? Fampanenoana : An'iza na fomelomana lakolosy anio? ~ Fampirehetana : Tsy sarotra ny famelomana afo raha main tsara ny kitay. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0082