Dikan'ny teny : famantarandrivotra
Hampiditra dikany hafa
a. : Zavatra ahodin'ny rivotra ka ahalalana ny hamafin'ny fitsokan'ny rivotra sy ny fiaviany, na avy atsimo na avy avaratra.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha