Dikan'ny teny : famalàna
Hampiditra dikany hafa
1.
(vala) a. : Fanasiana vala na fefy manodidina.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
2.
Famalana (valana) a : Fomba entina mamalana, izany hoe mampidina manaraka ny fanfandehan' ny rano, na mandiso feon-kira na mampivalankira.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha