Dikan'ny teny : falina

Hampiditra dikany hafa
Falifalina (faly) mt.ih. (folio, falifalio) : Atao tonga falifaly : Falifalina amin'ny fanomezana kilalao betsaka ny zaza vao avy natao hasoaoana. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0067