Dikan'ny teny : failandey

Hampiditra dikany hafa
(fr. Finlandais) a.: Ny firenena tompon-tany any amin'ny tanin'i Failandy: I Helsinki no reniuohitry ny Failandey. ? p.t.: Mikasika an'i Failandy, an'i Failandy na avy any Failandy: Fanamboarana koba fanaouan-taratasy no orinasa failandey malaxa indrindra. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0068