Dikan'ny teny : fahy
Hampiditra dikany hafa
a.: Fanatavezana ny biby ompiana : Tsy nataonao tsara fahy it? omby it? ka mahia. - t.i.f. : AfahY, voafahY f mamahy, famahy, mpamahy / amahazana, famahazana/mifahy, fifahy, mpifahy / ifahazana, fifahazana / mahafahy,
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha