Dikan'ny teny : fahitana
Hampiditra dikany hafa
a. : Ny maso. ? Fahalalana : Ny fahitana ny maha-mahantra anay ue no iauonavonanareo aminay ? Fitsarana : Araka ny fahitako ny raharahanareo dia tokony homenao ny karamany. ? Fisehoan-javatra toy ny fanahy, avelo na matoatoa min' ny tena.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha