Dikan'ny teny : fahatra
Hampiditra dikany hafa
1.
ft. : Enti-milaza famikirana na fitazonana mafy amin'ny tongotra mba tsy hianjera na tsy hialana eo amin'ny toerana misy ny te-na. - t.i.f. : Afahatra, voafahatra, tafafahatra / mamahatra, famahatra, mpamahatra / amaharana, famaharana / mifahatra, fifahatra, mpifahatra / ifaharana, fifaharana / mahafahatra.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
2.
a. : Teny ilazana a-min' ny f.-.a.-dr ny toerana ahazoana manonona teny araka ny avapeo : ny loba lela : r ; ny lany lela : 1; ny lanilany : g; ny nify : t; ny molotra : m, ka mahatonga ny hoe feo a-molotra, feo andany lela..,
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha