Dikan'ny teny : fahatokiana
Hampiditra dikany hafa
(toky) a. : Fanantenàna lehibe, hasahiana : Mandroso amim-pahatokiana hamely ny fahavalo ny miaramila.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha