Dikan'ny teny : fahatelo
Hampiditra dikany hafa
p.l. : Mitana ny laharana manaraka ny faharoa : Alarobia ny andro fahatelo amin'ny herinandro. ? a. : Halavan-drefy mitovy amin' ny refy telo na mamaky tratra inenina.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha