Dikan'ny teny : etaketaka

Hampiditra dikany hafa
a. : Rehareha, rehaka, hakevohana aseho amin' ny fihetsika toa miedinedina. ΒΆ M.h. : Edinedina, sitisity, tikintikina. - t.i.f. : Mietaketaka, fietaketaka, mpietaketaka j ietaketahana,fietaketahana, Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0067