Dikan'ny teny : endahana
Hampiditra dikany hafa
(endaka) mt.ih. (endaho) : Alana hoditra : Efa nendahana ve ilay omby? 1 Esorina ny akanjo eny aminy : Nendahan'ny mpangalatra izy.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha