Dikan'ny teny : emboka
Hampiditra dikany hafa
1.
a. : Ditin-kazo na ha-fa, mandefa fofona na setroka rehefa dorana; fofona midofaka : Zavatra telo no natolotry ny Majy an'ilay zazakely : volamena, emboka manitra ary mira. - t.i.f. : Embohana, aemboka I manemboka, fanemboka, mpanemboka I anembohana, fanembohana.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
2.
Embok'akondro a. : Anarana ilazana ilay fiafaran' ny tahom-boany amin'ny akondro, izay marani-doha manja mainty manopy ranombalahy, sisa mijanona ~ rehefa tapitra niforona daho-]o ny voit.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha