Dikan'ny teny : efona
Hampiditra dikany hafa
Efonefona a. : Fisafoahana, hatezerana ateraky nY fiheveran-tena ho ambony. HasempotsemPOrana noho ny hasosorana, ka mila tsy ho avy miaina. - t.i.f. : Miefonefona, fief onefona, mpiefonefona / iefonefonana, fiefonefonana f mahefonefona.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha