Dikan'ny teny : efokefoka
Hampiditra dikany hafa
ft. : Enti-milaza fisafoahana amim-pahatezerana; hatezerana. 1 ait. : Miefokefoka, fiefokefoka, mpiefokefoka 1 lefokefohana, fiefokefohana 1 mahefokefoka.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha