Dikan'ny teny : ede
Hampiditra dikany hafa
Edede ft. : Entina manakora ny olona mampiseho toetra na fihetsika tsy fanao ampahibemaso : Edede! olona tsisy oarany izany marina! - t.i.f. : Ededena, voaedede / manadede, fanadede, mpanadede / anededena, fanededena.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha