Dikan'ny teny : e
Hampiditra dikany hafa
1.
Tarehintsoratra fahefatra ary zanatsoratra na zanapeo faharoa amin'ny abidy malagasy.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
2.
t.-p. : Entina miantso, ka atao : Eo alohan'ny anaran' ny olona itenenana : E! ry razana ato ambany rangolahy! / Eo aorian'ny anaran' olona antsoina tsy dia hajaina loatra : Ketaka e!. ~ t.-p, : Entina manamafy fa manaiky : Azonao ue izany? Azoko e!. / Eny e! tsy hataoko tsinontsinona ny toroheuitrao!
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha