Dikan'ny teny : drokidroky
Hampiditra dikany hafa
a. : Tambitamby misy hafetsena, fanaovana izay hahafaly mba hanambakana. - t.i.f. : Drokidrokina, voadrokidrokY / mandrokidroky, fandrokidrokY, mpandrokidrokY / androkidrokiana,fandrokidrokiana.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha