Dikan'ny teny : doroka
Hampiditra dikany hafa
p.t. : Mamo, leon-javapisotro : Doroka isan-kariva ingahy Raire ato atsimo, • H. i. : Rendrika sy tsy mahatsiaro izay ataony intsony. - t.i.f. : Midoroka, fidoroka, mpidoroka (idorohana,fidorohana.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha