Dikan'ny teny : doro
Hampiditra dikany hafa
a. Tsolo; fampirehetana, fanaovana izay hahamasaka na hahakila zavatra : Doro tanety. - t.i.f. : Doroana, voadoro, donoro ( mandoro, fandoro, mpandoro ( andoroana,fandoroana,
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha