Dikan'ny teny : dorkasy
Hampiditra dikany hafa
a: Fikambanam-behivavy protestanta, misy saika isam-piangonana, ka misahana fanaovana asa soa na fiantrana amin'ny mahantra, marary, kamboty.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha