Dikan'ny teny : dorana
Hampiditra dikany hafa
(dotra) mt.ih. (dory) Ampirehetina, asiana amin' ny afo : Nodoran'ny olona ny tanety. 1 Levonina amin' ny afo : Nodorana ny fitafiany fa matin'ny areti-mifindra izy. • Poretina, terena Nodoran'ny Fanjakana ny mpifehy ny faritany mba hampanao lalana haingana.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha