Dikan'ny teny : dongona

Hampiditra dikany hafa
a. : Havoana mandondona; tanjona na antontan-javatra miavoavo toy ny famoloana na ny fasana anritra mivohom-pafana. - F.-p. : Dongon-tany : entimilaza ny fasana : Ao ambany dongon-tany, ao anaty uatam-paty misy reny tsy miteny, hatry ny ela no tavela. (Eliza Freda) Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1064