Dikan'ny teny : donaina
Hampiditra dikany hafa
(dona) rat. ih. (donao) : Kapohina, velesina, asiana mafy : Nodonainan'ny zokiny izy ka nahatsiaro fanina.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha