Dikan'ny teny : dokafana
Hampiditra dikany hafa
(doka) mt. ih. (dokafy) : Hindrahindraina amin'ny fiderana; roboana : Nodokafany loatra ny zanany ka nanjary mpiauonauona.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha