Dikan'ny teny : dodana
Hampiditra dikany hafa
p. t. : Forehitra sy may, kila, miredaka. : Dodana ny fanaka rehetra tao amin'ilay trano may. ? H. o. : Maika dia maika, may.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha