Dikan'ny teny : doboka

Hampiditra dikany hafa
1. ft.: Enti-milaza fijanonana, fipetrahana elaela amin'ny tany na toerana iray. i t.i.f. : Adoboka, voadoboka, tafadoboka / midoboka, fidoboka, mpidoboka / idobohana, fidobohana / mahadoboka. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
2. a. : Feon-javatra midafoka, mipoaka, ka mirohana sy migoboka. 1 Faon' ampongabe velezina na ny zavamaneno sy ny feon'ny olona manao feo ambany dia ambany : Henonao izany dobok'amponga izany ? i t.if. : Dobohana, dobofana, adoboka 1 mandoboka, fandoboka, mpandoboka 1 andobohana, fandobohana 1 midoboka, fidoboka, mpidoboka 1 idobohana, fidobohanaldobodoboka. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0069