Dikan'ny teny : dobebaka
Hampiditra dikany hafa
p, t. : Mivelatra sy makadiry ny vavany.l Botetaka, mipetraka mibahantoerana noho ny hatezerana. 1 t.i.f. : Midobebaka, fidobebaka, mpidobebaka 1 idobebahana, fidobebahana.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha