Dikan'ny teny : dite

Hampiditra dikany hafa
(fr. du thé) a. : Fisotro avy amin'ny rano ampangotrahina miaraka amin'ny ravin-javamaniry atao hoe dite; manan-kery mitovitovy amin'ny kafe ihany ny dite. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0783