Dikan'ny teny : disa

Hampiditra dikany hafa
ft. : Enti-milaza hitsaka, hosy, fitetezana amin'ny tongotra. - t.i.f. : Disaina, voadisa / mandisa, fandisa, mpandisa 1 andisana, fandisana 1 madisa 1 fahadisa, fahadisana 1 madisadisa. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0065