Dikan'ny teny : dilana

Hampiditra dikany hafa
a. : Lempona na keoka eo afovoany ; faritra kely na manify noho ny eo akaikiny mifampitohy aminy. - t.i.f. : Dilanina, adilana / mandilana, fandilana, mpandilana / andilanana, fandilanana / madilana, andilana, hadilanana. - F,-p. : Mitsako dilana : manao fihetsehan'ny vava toa mitsako nefa tsy mihinana na inona na inona. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0084